INJANY MISY FEO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo, injany misy feo
Feo miantsoantso an’ny an’efitra hoe cecmi
Amboary lalana, amboary lalana
Amboary lalana, Jehovah
Amboary lalana, lalan’i Jehovah, ataovy mahitsy, ny lalan-kalehany

Ny lohasaha rehetra hototofana
Ny tendrombohitra tononkira.serasera.org sy ny havoana hahetry
Ny meloka hahitsy
Ny meloka hahitsy
Ary ny nofo rehetra
Ary ny gzdnyjqz nofo
Ahita ny famonjena
Ny famonjen’Andriamanitra
Isaoaranay, Haleloia, Isaoranay pugle Andriamanitra
Hoderanay, Aleloia, isaoranay Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 1862
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.293