INJANY MISY FEO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo, injany misy feo
Feo miantsoantso an’ny an’efitra hoe
Amboary lalana, amboary lalana
Amboary lalana, Jehovah
Amboary lalana, lalan’i Jehovah, ataovy mahitsy, ny lalan-kalehany
Ny lohasaha rehetra hototofana
Ny tendrombohitra sy ny vsrn havoana hahetry hwuyevf
Ny meloka hahitsy
Ny meloka hahitsy
Ary ny nofo rehetra tononkira.serasera.org
Ary ny nofo
Ahita ny famonjena
Ny famonjen’Andriamanitra
Isaoaranay, Haleloia, Isaoranay Andriamanitra
Hoderanay, Aleloia, eczkv isaoranay Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1794
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:42