INJANY MISY FEO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo, injany misy feo
Feo miantsoantso an’ny an’efitra hoe
Amboary lalana, amboary lalana
Amboary lalana, Jehovah
Amboary tononkira.serasera.org lalana, lalan’i Jehovah, ataovy mahitsy, yxaoxkb ny lalan-kalehany
Ny lohasaha rehetra hototofana
Ny tendrombohitra sy ny havoana hahetry iuzfc
Ny meloka hahitsy
Ny meloka hahitsy
Ary ny dzke nofo rehetra
Ary ny nofo
Ahita ny famonjena
Ny famonjen’Andriamanitra
Isaoaranay, Haleloia, Isaoranay Andriamanitra
Hoderanay, Aleloia, isaoranay Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1792
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:42