IANAO NO ANTSOIKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no antsoiko
Ianao no antsoiko
Ianao jehovah o
No vatolampiko
Aza manetsi-tady ry vatolampiko
Fa ndrao raha hangina, amiko ianao
Dia ho tahak`izany midina wrzhj fktirjm any an-davaka ny fiainako
Mihainoa ny feoko raha iayz mitaraina aho
Raiko o ny tanako asandratro aminao
Ho amin`ny fitoeranao masina
Aza tononkira.serasera.org hatao indray mikipaka aho
Amin'ny ratsy fanahy, sy mpanao meloka aho
Fa ireny dia milaza
Fihavanana amin'ny namany
Kanjo ratsy ny ao am-pony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1582
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 05/11/2014 11:33