Ampidiro aloha ny tenimiafina
IANAO NO ANTSOIKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no antsoiko
Ianao no antsoiko
Ianao jehovah o
No vatolampiko
Aza manetsi-tady ry oakxb vatolampiko
Fa ndrao raha hangina, tononkira.serasera.org amiko ianao
Dia ho tahak`izany midina any an-davaka ny fiainako
Mihainoa ny feoko raha mitaraina aho
Raiko o ivwdq ny tanako asandratro aminao
Ho amin`ny fitoeranao masina
Aza hatao indray mikipaka aho
Amin'ny ratsy fanahy, sy mpanao meloka aho abmnj
Fa ireny dia milaza
Fihavanana amin'ny namany
Kanjo ratsy ny ao am-pony

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1558
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 05/11/2014 11:33