Ampidiro aloha ny tenimiafina
IANAO NO ANTSOIKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no antsoiko
Ianao no antsoiko
Ianao tononkira.serasera.org jehovah o
No vatolampiko
Aza iicwy manetsi-tady ry vatolampiko
Fa ndrao raha hangina, amiko ianao
Dia ho tahak`izany midina ddchtr any an-davaka ny fiainako
Mihainoa ny feoko raha mitaraina aho
Raiko o ny tanako asandratro aminao
Ho amin`ny fitoeranao masina
Aza hatao indray mikipaka aho
Amin'ny ratsy fanahy, sy mpanao eplfhbd meloka aho
Fa ireny dia milaza
Fihavanana amin'ny namany
Kanjo ratsy ny ao am-pony
Kanjo ratsy ny ao am-pony
Ianao no antsoiko
Ianao tononkira.serasera.org jehovah o
No vatolampiko
Aza iicwy manetsi-tady ry vatolampiko
Fa ndrao raha hangina, amiko ianao
Dia ho tahak`izany midina ddchtr any an-davaka ny fiainako
Mihainoa ny feoko raha mitaraina aho
Raiko o ny tanako asandratro aminao
Ho amin`ny fitoeranao masina
Aza hatao indray mikipaka aho
Amin'ny ratsy fanahy, sy mpanao eplfhbd meloka aho
Fa ireny dia milaza
Fihavanana amin'ny namany
Kanjo ratsy ny ao am-pony
Kanjo ratsy ny ao am-pony
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1555
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 05/11/2014 11:33
