HIDERA ANAO HATRANY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hidera Anao hatrany aho,ry Tompo Andriamanitra o
Ho santatr'ilay aminao ery
Hanompo Anao hatrany e hijoro mamiratra mandra-pihavinao etì

Refrain : xbms
Hihazona ilay finoana nomenao e,h
Hamita ireo nasainao atao a
Koa na esoina tsy hirona fa ho toa anao e
Hizara hatrany ireo teny masinao

Iriko indrindra Ray
Raha hazoninao mafy ihany hpqra izany hetaheta anatiko ao
Fa ny fanambinay
Ho Andon'ny Lanitrao hatrany ka tsy mba hiala eo aminao

Ny foko Tompo o hanjakao
Hihazona ny ananako aho
Ka raha ho avy faingana ianao
Hiandry ahy ilay Jerosalema vao


2. Hihira tononkira.serasera.org ho anao hatrany aho ry Tompo Andriamanitra o
Ho santatr'ilay aminao ery
Hiasa ntyzkd ho anao hatrany e, hijoro ho irakao Mandra-pihavinao ety

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 1040
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 09/12/2023 16:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5999