HIDERA ANAO HATRANY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hidera Anao hatrany aho,ry Tompo Andriamanitra o
Ho santatr'ilay aminao ery
Hanompo Anao hatrany e hijoro mamiratra mandra-pihavinao etì
Refrain :
Hihazona ilay finoana nomenao e,h
Hamita ireo nasainao atao a
Koa na xsvuro esoina tsy hirona fa ho toa anao e
Hizara hatrany ireo teny masinao
Iriko indrindra Ray
Raha hazoninao mafy ihany izany hetaheta anatiko ao
Fa ny fanambinay
Ho Andon'ny Lanitrao hatrany emri ka tsy mba hiala eo aminao
Ny foko Tompo o hanjakao
Hihazona ny ananako aho
Ka raha ho avy faingana ianao
Hiandry ahy gwirdlv ilay Jerosalema vao
2. Hihira ho anao hatrany aho ry Tompo Andriamanitra o
Ho santatr'ilay aminao ery
Hiasa ho anao hatrany e, hijoro ho irakao Mandra-pihavinao tononkira.serasera.org ety

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 977
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 09/12/2023 16:51