HIDERA ANAO HATRANY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Hidera Anao hatrany aho,ry Tompo Andriamanitra o
Ho santatr'ilay aminao ery
Hanompo Anao hatrany e hijoro mamiratra mandra-pihavinao etì
Refrain :
Hihazona ilay finoana nomenao e,h
Hamita tononkira.serasera.org ireo nasainao atao a
Koa hcoryw mcxk na esoina tsy hirona fa ho toa anao e
Hizara hatrany ireo teny masinao
Iriko indrindra Ray
Raha hazoninao mafy ihany izany hetaheta anatiko ao
Fa ny fanambinay
Ho Andon'ny Lanitrao hatrany ka tsy mba hiala eo uzxkykj aminao
Ny foko Tompo o hanjakao
Hihazona ny ananako aho
Ka raha ho avy faingana ianao
Hiandry ahy ilay Jerosalema vao
2. Hihira ho anao hatrany aho ry Tompo Andriamanitra o
Ho santatr'ilay aminao ery
Hiasa ho anao hatrany e, hijoro ho irakao Mandra-pihavinao ety

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1039
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 09/12/2023 16:51