Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fisarahana (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy jesoa, ilay ora izay
Hifandaozanay amin'ny namanay
Ka voatery hifandao, noho ny lalana izay
Efa voasoritrao, tinendrinao ho anay
O mba trotroy, koloy amin'ny sandrinao
O mba tantano, sy mba tohano ny fitiavanao
Tsy ho resy na hilofika izahay,
Fa efa eo ianao, toky sy aronay
Fiononam-po mba ho anay
Raha ho avy tononkira.serasera.org tokoa, ny alahelo ao am-po
Raha tojo rosrbr ny fisarahana
Mahatsiaro ireo fiarahana taloha
Miara-manandra-peo mihira ho anao
O mba omeo ny finoana, fa hisy ny fotoana
Tsy maintsy mbola hiaona anilanao ry Ray
Ka ho rava ilay, ilay kelwtks fonay maloka
Tojo hafaliana soa, anilan'ny tsitoha
Ho mandrakizay lazs doria tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1804
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 05/11/2014 11:30