Fisarahana (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy jesoa, ilay ora izay
Hifandaozanay amin'ny namanay
Ka voatery hifandao, noho ny lalana tononkira.serasera.org izay
Efa voasoritrao, tinendrinao ho anay
O mba trotroy, koloy amin'ny sandrinao
O mba tantano, sy mba tohano ny fitiavanao
Tsy ho resy na hilofika izahay,
Fa efa eo xslu ianao, toky sy aronay
Fiononam-po mba ho anay
Raha ho dayrg avy tokoa, ny alahelo ao am-po
Raha tojo ny fisarahana
Mahatsiaro ireo fiarahana taloha
Miara-manandra-peo mihira ho anao
O mba tylgc omeo ny finoana, fa hisy ny fotoana
Tsy maintsy mbola hiaona anilanao ry Ray
Ka ho rava ilay, ilay fonay maloka
Tojo hafaliana soa, anilan'ny tsitoha
Ho mandrakizay doria tokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1741
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 05/11/2014 11:30