Fisarahana (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy jesoa, ilay ora izay
Hifandaozanay amin'ny namanay
Ka voatery hifandao, noho ny lalana izay
Efa voasoritrao, tinendrinao ho anay
O mba trotroy, koloy amin'ny sandrinao
O mba tantano, sy tononkira.serasera.org mba tohano ny fitiavanao
Tsy ho resy na lhyqbky hilofika izahay,
Fa efa eo ianao, toky sy aronay
Fiononam-po mba ho anay
Raha ho avy tokoa, ny alahelo ao am-po
Raha tojo ny fisarahana
Mahatsiaro ireo fiarahana taloha
Miara-manandra-peo mihira ho anao
O mba omeo ny finoana, fa hisy ny fotoana slnvoi
Tsy maintsy mbola hiaona anilanao ry Ray
Ka ho rava ilay, ilay fonay maloka
Tojo hafaliana soa, anilan'ny tsitoha
Ho mandrakizay gaihru doria tokoa
Hifandaozanay amin'ny namanay
Ka voatery hifandao, noho ny lalana izay
Efa voasoritrao, tinendrinao ho anay
O mba trotroy, koloy amin'ny sandrinao
O mba tantano, sy tononkira.serasera.org mba tohano ny fitiavanao
Tsy ho resy na lhyqbky hilofika izahay,
Fa efa eo ianao, toky sy aronay
Fiononam-po mba ho anay
Raha ho avy tokoa, ny alahelo ao am-po
Raha tojo ny fisarahana
Mahatsiaro ireo fiarahana taloha
Miara-manandra-peo mihira ho anao
O mba omeo ny finoana, fa hisy ny fotoana slnvoi
Tsy maintsy mbola hiaona anilanao ry Ray
Ka ho rava ilay, ilay fonay maloka
Tojo hafaliana soa, anilan'ny tsitoha
Ho mandrakizay gaihru doria tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1702
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 05/11/2014 11:30
