Asandratray ny feo (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao manako ao, re ny hiran-danitra
Manainga anao hihira agssdk mafy qgolonnz ho an'Andriamanitra
Asandratray re ny feo, ankalazana anao tononkira.serasera.org
Ho anao ny fiderana, sy voninahitra
Fa tsy takatry ny saina ny fahalebiazanao
Haleloia! Haleloia!
Lehibe tsy takatray
Haleloia!Haleloia!
Ny fahalebiazanao ry Ray
Tsy takatry ny saina
Ny fahalebiazanao
Ka raiso, raiso Tompo tydfl o
izao fiderana izao
Raha ho avy anie ny Tompo
Am-boninahitra
Arahin'ny anjely
Isika hihira hoe
Injao....
Manainga anao hihira agssdk mafy qgolonnz ho an'Andriamanitra
Asandratray re ny feo, ankalazana anao tononkira.serasera.org
Ho anao ny fiderana, sy voninahitra
Fa tsy takatry ny saina ny fahalebiazanao
Haleloia! Haleloia!
Lehibe tsy takatray
Haleloia!Haleloia!
Ny fahalebiazanao ry Ray
Tsy takatry ny saina
Ny fahalebiazanao
Ka raiso, raiso Tompo tydfl o
izao fiderana izao
Raha ho avy anie ny Tompo
Am-boninahitra
Arahin'ny anjely
Isika hihira hoe
Injao....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 2160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 05/11/2014 11:26
