Asandratray ny feo (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
chhng Injao manako ao, re ny hiran-danitra
Manainga anao hihira mafy ho tononkira.serasera.org an'Andriamanitra
Asandratray re ny feo, ankalazana anao  
Ho anao ny sfdpor fiderana, sy voninahitra
Fa tsy takatry ny saina ny fahalebiazanao
Haleloia! Haleloia!
Lehibe tsy takatray
Haleloia!Haleloia!
Ny fahalebiazanao ry  Ray
Tsy takatry ny saina
Ny fahalebiazanao
Ka raiso, raiso vnam Tompo o
izao fiderana izao

Raha ho avy anie ny Tompo
Am-boninahitra
Arahin'ny anjely
Isika hihira hoe

Injao....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 2097
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 05/11/2014 11:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308