Asandratray ny feo (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao manako ao, re ny hiran-danitra
Manainga anao hihira mafy ho an'Andriamanitra
Asandratray re ny feo, ankalazana anao
Ho anao ny fiderana, sy voninahitra
Fa tsy jzwgcml takatry ny saina ny fahalebiazanao
Haleloia! Haleloia!
Lehibe tsy takatray
Haleloia!Haleloia!
Ny fahalebiazanao eroat ry Ray
Tsy takatry ny saina
Ny fahalebiazanao
Ka raiso, raiso Tompo o
izao fiderana izao
Raha ho tononkira.serasera.org avy anie ny Tompo
Am-boninahitra
Arahin'ny anjely
Isika hihira nabvhrv hoe
Injao....
Manainga anao hihira mafy ho an'Andriamanitra
Asandratray re ny feo, ankalazana anao
Ho anao ny fiderana, sy voninahitra
Fa tsy jzwgcml takatry ny saina ny fahalebiazanao
Haleloia! Haleloia!
Lehibe tsy takatray
Haleloia!Haleloia!
Ny fahalebiazanao eroat ry Ray
Tsy takatry ny saina
Ny fahalebiazanao
Ka raiso, raiso Tompo o
izao fiderana izao
Raha ho tononkira.serasera.org avy anie ny Tompo
Am-boninahitra
Arahin'ny anjely
Isika hihira nabvhrv hoe
Injao....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 2042
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 05/11/2014 11:26
