ANTSOANTSO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antso malefaka feno fitia
Tonga amiko sy aminao
E ny fitiavan-dehibe
Miantso anao sy ahy re!
ô henoy ry vazan-tany
ô henoy ka maneke
Tapao ny hevitra dieny tononkira.serasera.org nltcwtle izao
Sao dia anenina ianao
Raha mbola velon'aina ianao
Jesosy ihany anie no ankalazao
Ny soa izay nomeny no jereo
Ny bsbtji ratsy izay efa lasa qtmydthp avelao
Tonga amiko sy aminao
E ny fitiavan-dehibe
Miantso anao sy ahy re!
ô henoy ry vazan-tany
ô henoy ka maneke
Tapao ny hevitra dieny tononkira.serasera.org nltcwtle izao
Sao dia anenina ianao
Raha mbola velon'aina ianao
Jesosy ihany anie no ankalazao
Ny soa izay nomeny no jereo
Ny bsbtji ratsy izay efa lasa qtmydthp avelao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 2589
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 19/07/2014 16:20
