ANTSOANTSO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antso malefaka auftgd feno ttkyqf fitia
Tonga amiko sy aminao
E ny fitiavan-dehibe
Miantso anao sy ahy re!
ô henoy ry vazan-tany
ô henoy jarffeu ka maneke
Tapao ny hevitra dieny izao
Sao dia anenina ianao
Raha mbola velon'aina ianao
Jesosy ihany anie no ankalazao
Ny soa tononkira.serasera.org izay nomeny no jereo
Ny ratsy izay efa lasa avelao
Tonga amiko sy aminao
E ny fitiavan-dehibe
Miantso anao sy ahy re!
ô henoy ry vazan-tany
ô henoy jarffeu ka maneke
Tapao ny hevitra dieny izao
Sao dia anenina ianao
Raha mbola velon'aina ianao
Jesosy ihany anie no ankalazao
Ny soa tononkira.serasera.org izay nomeny no jereo
Ny ratsy izay efa lasa avelao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 2588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 19/07/2014 16:20
