ANTSOANTSO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antso malefaka feno fitia
Tonga amiko sy aminao
E ny fitiavan-dehibe
Miantso anao xnheminc sy zgvksgx ahy re!
ô henoy ry vazan-tany
ô henoy ka tononkira.serasera.org maneke
Tapao ny hevitra dieny izao
Sao dia anenina ianao
Raha mbola velon'aina ianao
Jesosy ihany anie no ankalazao
Ny soa izay nomeny no jereo
Ny ratsy izay ugfnr efa lasa avelao
Tonga amiko sy aminao
E ny fitiavan-dehibe
Miantso anao xnheminc sy zgvksgx ahy re!
ô henoy ry vazan-tany
ô henoy ka tononkira.serasera.org maneke
Tapao ny hevitra dieny izao
Sao dia anenina ianao
Raha mbola velon'aina ianao
Jesosy ihany anie no ankalazao
Ny soa izay nomeny no jereo
Ny ratsy izay ugfnr efa lasa avelao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 2667
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 19/07/2014 16:20
