Ny masonao (Charly Rakotoarimanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny endrikao, ny masonao
Fijerinao, ny fihetsikao
Manaitra fo sy fanahy
Ny masonao izay mijery
Mitory fitiavana

Ny fihetsikao, ny famindranao
Ny bikanao, ny fitafinao
Manaitra fo sy fanahy
Ny masonao izay mijery
Mitory fitiavana

Ny fahitako anao
Mandresy ny fitiavako
Eny babonao
Ny foko izay niafina qnknydll tao
Satria ny masonao
Nitopy malefaka
Manaitra fo sy fanahy
Ny masonao izay uoqphuix lidmxnwj mijery
Mitory tononkira.serasera.org fitiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Charly Rakotoarimanga
Vangy : 1925
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298