Mahavariana (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lehibe tononkira.serasera.org na zaza dia tsy tana
Amin’ireo lanonana fqaz koràna
Ka misomebika aok’izany
Toy pynrtkk ny tsy ety an-tany
Indrindra fa ireo tanora
Hey hey hey mahavariana
Ireo tovovavy kosa amin’izany
Amin’ireo haingo tsy hita lany
Fa mampidera bika ery
Rehefa hitsangana handihy
Ka zovy no tsy ho sondriana
Hey hey hey mahavariana
Tsy misy intsony izany hoe direktera
Adino hatreo ny maha injeniera
Fa samy roboka avokoa
Mikoràna jxtycrkb amin’ny fo
Hatramin’ireo fotsy volo
Hey hey hey mahavariana
Amin’ireo lanonana fqaz koràna
Ka misomebika aok’izany
Toy pynrtkk ny tsy ety an-tany
Indrindra fa ireo tanora
Hey hey hey mahavariana
Ireo tovovavy kosa amin’izany
Amin’ireo haingo tsy hita lany
Fa mampidera bika ery
Rehefa hitsangana handihy
Ka zovy no tsy ho sondriana
Hey hey hey mahavariana
Tsy misy intsony izany hoe direktera
Adino hatreo ny maha injeniera
Fa samy roboka avokoa
Mikoràna jxtycrkb amin’ny fo
Hatramin’ireo fotsy volo
Hey hey hey mahavariana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charly RakotoarimangaVangy : 1928
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:20
