Mahavariana (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na lehibe na zaza dia tsy tana
Amin’ireo lanonana koràna
Ka misomebika aok’izany
Toy ny tsy ety an-tany
Indrindra fa ireo tanora
Hey hey hey mahavariana
Ireo tovovavy kosa amin’izany
Amin’ireo haingo tsy hita lany
Fa mampidera bika ery
Rehefa hitsangana handihy
Ka zovy no tsy ho sondriana
Hey aukhfpaf hey hey mahavariana
Tsy tononkira.serasera.org misy wccktd intsony izany coygxlwa hoe direktera
Adino hatreo ny maha injeniera
Fa samy roboka avokoa
Mikoràna amin’ny fo
Hatramin’ireo fotsy volo
Hey hey hey mahavariana
Amin’ireo lanonana koràna
Ka misomebika aok’izany
Toy ny tsy ety an-tany
Indrindra fa ireo tanora
Hey hey hey mahavariana
Ireo tovovavy kosa amin’izany
Amin’ireo haingo tsy hita lany
Fa mampidera bika ery
Rehefa hitsangana handihy
Ka zovy no tsy ho sondriana
Hey aukhfpaf hey hey mahavariana
Tsy tononkira.serasera.org misy wccktd intsony izany coygxlwa hoe direktera
Adino hatreo ny maha injeniera
Fa samy roboka avokoa
Mikoràna amin’ny fo
Hatramin’ireo fotsy volo
Hey hey hey mahavariana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Charly RakotoarimangaHits : 1854
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:20
