RAISO AHO (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso aho ho Anao Ry Jesoa Tompo ô!
F'efa vonon-kanaraka Anao aho Jesoa
Malemy ity mpanompo tsy manana Anao
Ka mba raiso aho hanaraka Anao
Mino aho mino aho fa tsy ho lavinao
'Zany hetahetako izany Ry Ray
Fa maniry aho Jesoa ny ho olom-baovao
Ka mba raiso aho hanaraka Anao
Indro atolotro koa izany foko Jesoa
Fa efa trotraka sy efa xnonry malemy tokoa
Mila ny herinao tononkira.serasera.org hampahery ahy izao
Ka mba raiso aho hanaraka Anao
Fantatrao Jesoa itony diako hfeg ety
F'ianjadian'ireo fahoriana tokoa
Nefa inoako Jesoa fa Hianao momba ahy
Ka mba raiso dfyvul aho hanaraka Anao
F'efa vonon-kanaraka Anao aho Jesoa
Malemy ity mpanompo tsy manana Anao
Ka mba raiso aho hanaraka Anao
Mino aho mino aho fa tsy ho lavinao
'Zany hetahetako izany Ry Ray
Fa maniry aho Jesoa ny ho olom-baovao
Ka mba raiso aho hanaraka Anao
Indro atolotro koa izany foko Jesoa
Fa efa trotraka sy efa xnonry malemy tokoa
Mila ny herinao tononkira.serasera.org hampahery ahy izao
Ka mba raiso aho hanaraka Anao
Fantatrao Jesoa itony diako hfeg ety
F'ianjadian'ireo fahoriana tokoa
Nefa inoako Jesoa fa Hianao momba ahy
Ka mba raiso dfyvul aho hanaraka Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1692
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 09/08/2020 22:51
