Ho aiza moa (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ory aho , ho aiza moa e (eo antongotrao)
No hany herin-janakao ry Raiko be fitia
Fa Andriamanitro Ianao, Mpamonjy tononkira.serasera.org sady koa Mpiahy
Mahita ny adin-tsaiko izay mahakivy ahy
Ka xyzhfumt na mafy aza ny ady ety e (dia tsaroako foana)
Fa Ianao mihitsy no miady mafy ho ahy
Ka na misento aza aho sy mitomany indraindray
Dia tonga Ianao mandrava ny aizi- ofxofa mitatao
Réf : Ho aiza intsony moa fa hialoka eo ambany elatrao ry Ray
Fa izao tontolo izao mamitaka ka zary mankalao
Ko hivalozako raha zulhovc sitrakao
Hitalahoako eo an-tongotrao
Mba raiso re ny fiainako ka hanjakao (ho Anao )
BARIVOLA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1354
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ToovRabe
Daty : 08/02/2023 10:57