TSY MISY SOA HO AHY 0022 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tsy misy soa ho ahy afa-tsy i Jeso
Nafoiko ny haren'ny tany
Manankarena aho mahita Azy
Faly cvmogmvn aho vspjzxj Amin'ny re aho
2 Fony tsy nisy avotra tononkira.serasera.org fisoloana
Sy ho fampanekena ny Ray
Dia manolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny ràny i Jesosy
3 Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana
Jesosy kosa manao ahy mpandova
Ny lapan'ny voninahitra.
Fiv Faly aho miaraka Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly ao Aminy re aho
cadojvic
Nafoiko ny haren'ny tany
Manankarena aho mahita Azy
Faly cvmogmvn aho vspjzxj Amin'ny re aho
2 Fony tsy nisy avotra tononkira.serasera.org fisoloana
Sy ho fampanekena ny Ray
Dia manolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny ràny i Jesosy
3 Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana
Jesosy kosa manao ahy mpandova
Ny lapan'ny voninahitra.
Fiv Faly aho miaraka Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly ao Aminy re aho
cadojvic
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 2879
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 05/11/2020 14:33
