Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MISY SOA HO AHY 0022 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tsy misy dpbwslgt soa ho ahy afa-tsy i Jeso
Nafoiko ny haren'ny tany
Manankarena aho mahita Azy
Faly aho Amin'ny wsfr re aho
2 Fony tsy nisy tononkira.serasera.org avotra fisoloana
Sy ho fampanekena ny Ray
Dia manolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny ràny i Jesosy
3 Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana mmncgwst
Jesosy kosa manao ahy mpandova
Ny lapan'ny voninahitra.
Fiv Faly aho miaraka Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly ao Aminy re aho
Nafoiko ny haren'ny tany
Manankarena aho mahita Azy
Faly aho Amin'ny wsfr re aho
2 Fony tsy nisy tononkira.serasera.org avotra fisoloana
Sy ho fampanekena ny Ray
Dia manolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny ràny i Jesosy
3 Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana mmncgwst
Jesosy kosa manao ahy mpandova
Ny lapan'ny voninahitra.
Fiv Faly aho miaraka Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly ao Aminy re aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANAHits : 2650
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 05/11/2020 14:33
