Ray o, mamin'ny foko (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ray ô! mamin'ny foko Ny eo anilanao
Ray ô! izany no iriko
Tano aho sao saraka Anao
Fiv Ray ô! Ray ô!
Anilanao, Raiko ô!
2 Ray ô! vonon-kanompo,
Ny eo anilanao Ray ô!
Mitafy nofo,
Tano aho sao saraka Anao
3 Ray ô! olon-kandalo,
Ento aho anilanao.
Ray ô! be fahavalo,
Tano aho sao saraka Anao
4 Ray ô! anilanao,
Raiko feno ny soa
Ray ô! saraka Anao,
' Zany no loza tokoa!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 1935
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 12:00