Mamiko indrindra Jesosy (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mamiko indrindra Jesosy
Mamiko indrindra
Hianao Fa Hianao tsy miova
Mamaly vavaka
2 xazdij Tsy manana vola aho
Tsy manana harena be
Tsy manan-javatsoa azoko dmgjtmk antenaina
Fa ampy ahy ny Fahasoavanao
Fiv Tompo ô tononkira.serasera.org !
Ino gdnftcyi raha avaliko Anao
Amin'ny soa rehetra
Izay nataonao ho ahy
Hatramin'ny kely indrindra
Jesosy ô! Misaotra Anao
3 Haleloia, Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia
Mamiko indrindra
Hianao Fa Hianao tsy miova
Mamaly vavaka
2 xazdij Tsy manana vola aho
Tsy manana harena be
Tsy manan-javatsoa azoko dmgjtmk antenaina
Fa ampy ahy ny Fahasoavanao
Fiv Tompo ô tononkira.serasera.org !
Ino gdnftcyi raha avaliko Anao
Amin'ny soa rehetra
Izay nataonao ho ahy
Hatramin'ny kely indrindra
Jesosy ô! Misaotra Anao
3 Haleloia, Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 6305
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 12:00
