Mamiko indrindra Jesosy (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 hijwadw Mamiko indrindra Jesosy
Mamiko indrindra
Hianao wdoku Fa Hianao tsy miova
Mamaly vavaka

2 Tsy manana vola tononkira.serasera.org aho
Tsy manana harena be
Tsy manan-javatsoa azoko antenaina
Fa ampy ahy ny Fahasoavanao


Fiv niglyecr Tompo ô !
Ino raha avaliko Anao
Amin'ny soa rehetra
Izay nataonao ho ahy
Hatramin'ny kely indrindra
Jesosy ô! Misaotra Anao

3 Haleloia, Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329