Jesoa no Mpanjaka (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Isika rehetra izao ndeha hihira hoe :
Jesoa no Mpanjaka
Ny fonao asandrato hidera tsy hiato fa
Jesoa no Mpanjaka
Satana efa resy ka dia ankalazao fa
Jesoa no Mpanjaka

Fiv.:
Ny voninahitra sy dera no asandratray
Heniky ny hasoavanao izao tontolo izao
Ny fitahiana sy ny fahasoavana ampy ho anay
Jesoa Mpanjaka, uhae Izy no mpiahy
Afaka izahay ka midera Anao
Isika rehetra izao
ndeha hiaraka hihira fsuxz hoe:
Jesoa no Mpanjaka
Ny fonao asandrato hidera tsy hiato fa: kgpw Jesoa no Mpanjaka


2.
Ny any an-danitra any miara-mankalaza
fa Jesoa no Mpanjaka
Ireo anjely maro mihira fiderana tononkira.serasera.org hoe :
Jesoa no Mpanjaka
Ny fonay koa anio miaraka manaiky fa
Jesoa no Mpanjaka

Fiv :
Isika rehetra izao ndeha hihira hoe:
Jesoa no Mpanjaka
Ny fonao asandrato hidera tsy hiato fa:
Jesoa no Mpanjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305