Jesoa no Mpanjaka (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Isika rehetra izao ndeha hihira hoe :
Jesoa no Mpanjaka
Ny fonao asandrato hidera tsy hiato fa
Jesoa no Mpanjaka
Satana efa resy ka dia ankalazao ugefjiut fa
Jesoa no Mpanjaka

Fiv.:
Ny voninahitra sy dera no asandratray
Heniky ny hasoavanao izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Ny fitahiana sy ny fahasoavana ampy ho anay
Jesoa qkfuw Mpanjaka, Izy no mpiahy
Afaka izahay ka midera Anao
Isika rehetra izao
ndeha hiaraka hihira hoe:
Jesoa no Mpanjaka
Ny fonao asandrato hidera tsy hiato fa: Jesoa no Mpanjaka


2.
Ny any hadkt an-danitra any miara-mankalaza
fa Jesoa no Mpanjaka
Ireo anjely maro mihira fiderana hoe :
Jesoa no Mpanjaka
Ny fonay koa anio miaraka manaiky fa
Jesoa no Mpanjaka

Fiv :
Isika rehetra izao ndeha hihira hoe:
Jesoa no Mpanjaka
Ny fonao asandrato hidera tsy hiato fa:
Jesoa no Mpanjaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304