Faingàna ajoroy ny faneva 0020 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Faingana, ajoroy ny faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.
Fiv Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao mwrodyj e! Andao e!
Hanatona ny Tompo soa.
2 Ny dimy dia adala satria re
Tsy nanomana solika soa,
Nony tonga ilay fampakarana
Dia voahidy ny lala-mankao
3 Ny cddid dimy dia hendry satria re
Efa ujowq nanomana solika soa
Tanteraka sy tononkira.serasera.org lavorary
Izay rehetra kasainy hatao.
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.
Fiv Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao mwrodyj e! Andao e!
Hanatona ny Tompo soa.
2 Ny dimy dia adala satria re
Tsy nanomana solika soa,
Nony tonga ilay fampakarana
Dia voahidy ny lala-mankao
3 Ny cddid dimy dia hendry satria re
Efa ujowq nanomana solika soa
Tanteraka sy tononkira.serasera.org lavorary
Izay rehetra kasainy hatao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 1641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 05/11/2020 14:33
