Faingàna ajoroy ny faneva 0020 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Faingana, ajoroy ny faneva
Ry tanoran'i Jerosalema
Faingana areheto ny jiro
Hanazava ny làla-mankao.

Fiv Faingana, Faingana
Faingana, ry namako ô!
Andao e! Andao e!
Hanatona ny Tompo soa.

2 Ny dimy dia adala tononkira.serasera.org satria re wfmo
Tsy nanomana solika soa,
Nony tonga ilay fampakarana
Dia voahidy ny lala-mankao

3 Ny dimy dia hendry satria re
Efa nanomana jyyzwz solika soa
Tanteraka rfgtdodh sy lavorary
Izay rehetra kasainy hatao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358