Ilay Fanahy (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ampidino ho anay
Ilay fanahy, Masina mpanazava anay
Tompo ô! Mba rotsahy ho anay
Ilay fanahy, velona hanadio anay
Tompo ô! Mba bitsiho am-po
Ilay hery, izay tsitoha mpampihavana
Tompo ô! Avelao koa
Ilay cqjak fahotana ato am-po mba ho maivana
Izahay ry Ray mba todiho
Ilay fanahy, mba bitsiho
Ho anay izay mino
Fa ny Ray, telo nefa iray
Fanahy ô! Mba midira ato
Anatinay tsirairay hanavao tononkira.serasera.org ny sainay
Fanahy dlqrbzz ô! Mba mirotsaha ato
Ao am-ponay hanadio sy hamelona
Fanahy ô! Omeo le bitsikao
Fitiavana, firaisana, fihavanana
Fanahy ô! Toroy ny làlanao
Fanantenana mba tsy ho diso zieq amin’ny fiainana
Ilay fanahy, Masina mpanazava anay
Tompo ô! Mba rotsahy ho anay
Ilay fanahy, velona hanadio anay
Tompo ô! Mba bitsiho am-po
Ilay hery, izay tsitoha mpampihavana
Tompo ô! Avelao koa
Ilay cqjak fahotana ato am-po mba ho maivana
Izahay ry Ray mba todiho
Ilay fanahy, mba bitsiho
Ho anay izay mino
Fa ny Ray, telo nefa iray
Fanahy ô! Mba midira ato
Anatinay tsirairay hanavao tononkira.serasera.org ny sainay
Fanahy dlqrbzz ô! Mba mirotsaha ato
Ao am-ponay hanadio sy hamelona
Fanahy ô! Omeo le bitsikao
Fitiavana, firaisana, fihavanana
Fanahy ô! Toroy ny làlanao
Fanantenana mba tsy ho diso zieq amin’ny fiainana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BITSIKA MandrosezaHits : 478
Likes : 0 Like
Created by : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:20
