Masina Maria (BITSIKA Mandroseza)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina i Maria Renin’Andriamanitra
Reny mpiahy hatrany ny fiangonanay
Voninahitra ambony ombam-pitiavana
Raiko ô! Misaotra anao izahay

Masina Maria ô! Renin’Andriamanitra
Masina Maria ô ! Voninahitra

Ny fiangonanay no eo anilanao
Masina Maria reny, mivavaha ho anay
Voafidy ianao ry reny masina
Raiko ô! Misaotra anao izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BITSIKA Mandroseza
Vangy : 157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0826