Ianao (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mideza sy malama ny làlanay ety
Ka Ianao tononkira.serasera.org no antenaina hanilo sy hanitsy izany dia
Maro be ireo sedra nandrendrika ny fo
Ka Ianao no hinoako hampahery, sppcqf hampitraka indray ny loha
Ianao ry Jesoa ô! Ianao no tsy mandao
Ianao no tsy mahasaraka
Ianao no tsy mahafoy
Fa smyp manjohy ahy hatrany hatrany
Raha sembain-drahona ybseqbw ilay masoandro mibaliaka
Ny fitiavanao no iriako hanafana (sy) hanaisotra ny hatsiaka
Ka ny fanantenako, ny finoako, ny fitiavako
No entiko handresy lahatra ny fahavaloko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 601
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:16