Raiso Tompo (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Ianao ry Jesoa, izahay miaramilanao
Hanao izay sitrakao, koa mangata-pitahiana aminao
Lehibe ny voninahitrao, Masina mahery Ianao
Toky Zokinay, Ianao Jesoa
Eo aminao ny fanahinay
Raiso Tompo ô! Ny vavakay
Tolory hery fa osa izahay
Mora diso mpanota avokoa
Tantanonao fa be sitrapo
Fiainam-baovao no nomenao, ny Rà-nao nanasana anay.
Hazo fijaliana nolanjainao, no tianay mba zakaina izao.
Nefa ktuof ireo ratsy fanahy, mitarika hanaratsy Anao
Ka harotsahy ny hery mba ho sahy, ireto tononkira.serasera.org miaramila miankina aminao
Sesehena tokoa ny fitavanao, maro koa ireo zava-tsoa nasehonao
‘Reo marary efa lwpx nositraninao. Ny halotoanay nodiovinao
Izahay izao wiahg no zaza nania, velona noho ny fitia
Na mpanota aza tsy natosikao, isaorana anie ny Anaranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 548
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 11:15