Bitsika (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bitsika mangina feno anatra
Natolotrao ho ahy ho filamatra
Hanitsiako ny làlako feno fandrika
Miankina aminao tsy mba miangatra
Fisaorana no indro hasandratro
Ho tononkira.serasera.org fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy pwxcu koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
Tompo ô! Ianao mpizara jazfbq hazavana
Tompo ô! Resiko ny herim-pahotana
Tompo ô! Noho Ianao dia velona aho
Tompo ô! Mamiko ny anatrao
Bitsika mangina nandresy tahotra
Hiderako koa ny zava-boahary
Bitsika meyadu mandrendrika ny sarotra
Mitarika ahy hitia Anao hatrany
Fisaorana no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
Natolotrao ho ahy ho filamatra
Hanitsiako ny làlako feno fandrika
Miankina aminao tsy mba miangatra
Fisaorana no indro hasandratro
Ho tononkira.serasera.org fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy pwxcu koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
Tompo ô! Ianao mpizara jazfbq hazavana
Tompo ô! Resiko ny herim-pahotana
Tompo ô! Noho Ianao dia velona aho
Tompo ô! Mamiko ny anatrao
Bitsika mangina nandresy tahotra
Hiderako koa ny zava-boahary
Bitsika meyadu mandrendrika ny sarotra
Mitarika ahy hitia Anao hatrany
Fisaorana no indro hasandratro
Ho fiderana ny anaranao ry Avo
Hanoro sy hanome ahy koa
Ny hery tsy hay tovozina avy aminao Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:18
