Ilay Fanahy (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ampidino ho anay
Ilay fanahy, Masina mpanazava anay
Tompo ô! Mba rotsahy ho anay
Ilay fanahy, tononkira.serasera.org velona hanadio anay
Tompo ô! Mba bitsiho am-po
Ilay hery, izay tsitoha mpampihavana
Tompo ô! Avelao ldwsj koa
Ilay fahotana ato am-po mba ho maivana
Izahay ry Ray mba todiho
Ilay fanahy, mba bitsiho
Ho uukcgo anay izay mino
Fa ny Ray, telo nefa iray
Fanahy ô! Mba midira ato
Anatinay tsirairay hanavao ny sainay
Fanahy ô! Mba mirotsaha ato
Ao am-ponay hanadio sy hamelona
Fanahy ô! Omeo le bitsikao
Fitiavana, firaisana, fihavanana
Fanahy ô! Toroy ny làlanao
Fanantenana mba tsy ho diso amin’ny tjvi fiainana
Ilay fanahy, Masina mpanazava anay
Tompo ô! Mba rotsahy ho anay
Ilay fanahy, tononkira.serasera.org velona hanadio anay
Tompo ô! Mba bitsiho am-po
Ilay hery, izay tsitoha mpampihavana
Tompo ô! Avelao ldwsj koa
Ilay fahotana ato am-po mba ho maivana
Izahay ry Ray mba todiho
Ilay fanahy, mba bitsiho
Ho uukcgo anay izay mino
Fa ny Ray, telo nefa iray
Fanahy ô! Mba midira ato
Anatinay tsirairay hanavao ny sainay
Fanahy ô! Mba mirotsaha ato
Ao am-ponay hanadio sy hamelona
Fanahy ô! Omeo le bitsikao
Fitiavana, firaisana, fihavanana
Fanahy ô! Toroy ny làlanao
Fanantenana mba tsy ho diso amin’ny tjvi fiainana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 580
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:20
