Fi.Fa.Fi (Finoana - Fanantenana - Fitiavana) (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! Finoana, fanantenana, fitiavanaN’inon’inona atao ka hankinina am-pinoana
Dia tsy ho sarotra ho anao ny mafy izay midona
Fanantenana mpankahery, soa Ianao fa nisy hatrany
Hanasitrana ratram-panahy mampitomany
Ny fitiavana ilaina ho antsika miara-miaina
Ary ny lehibe indrindra, fitiavana voarindra
Andriamanitra fitiavana, Izy no Ray mampihavana
Ratsy ny mihatsara ivelan’ny tsihy ka aleo mifankatia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 169
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:05