Tantano (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô! Tsimbino aho
Tantano tsy hivily làlana
Harovy amin’ny fankam-panahy
Tsimbino tsy ho very iroo an-dàlana
F’Ianao no ilay fahendrena
Mankahery ireo ory sy onena
Miandry anao izao tontolo izao
Mangetaheta famonjena avy aminao
Hiantsako ny rzem Anaranao
Hobiako ny voninahitrao
Hifaliako ny fiavianao
Mahatoky anao mveuowt izao rehetra izao
F’ambony ny voninahitrao
Tsy hita fetra ny haja anananao
Tsilovinao izao tontolo izao
Avotanao tononkira.serasera.org ireo miantso ny anaranao
Tantano hanara-dia Anao
Inty zanakao sady mpanomponao
Tsimbino ireto olonao
Tantano inty zanakao
Tantano tsy hivily làlana
Harovy amin’ny fankam-panahy
Tsimbino tsy ho very iroo an-dàlana
F’Ianao no ilay fahendrena
Mankahery ireo ory sy onena
Miandry anao izao tontolo izao
Mangetaheta famonjena avy aminao
Hiantsako ny rzem Anaranao
Hobiako ny voninahitrao
Hifaliako ny fiavianao
Mahatoky anao mveuowt izao rehetra izao
F’ambony ny voninahitrao
Tsy hita fetra ny haja anananao
Tsilovinao izao tontolo izao
Avotanao tononkira.serasera.org ireo miantso ny anaranao
Tantano hanara-dia Anao
Inty zanakao sady mpanomponao
Tsimbino ireto olonao
Tantano inty zanakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 584
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:14
