TONGA TETY AN-TANY (BIDA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mdzoty              
1- Tonga tety an-tany Ianao,
Hoan’ireo mila hery, handio ny ao anatiny ao
Nanetry tena ianao, hanantanteraka
Ilay tenin’ny Ray, haniraka lahy tokana
Hamonjy anao, hisolo jgicsg Ahy

Fiv (2): Jesoa, no Anarany tsitoha, Jesoa (2)

2- Fony tononkira.serasera.org kely Ianao nampianatra,
Nahavory ireo mpino ytuvh hivavaka, tao @ fiangonana
Nitory ny hafatra, nahagaga ny olona,
Ka nifanontany hoe: avy aiza no nahaizany
Ty zaza ity, teny soa toy izany

Fiv (2): Jesoa, no Anarany tsitoha, Jesoa (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BIDA
Vangy : 1944
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : b200677
Daty : 24/01/2018 14:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291