TSISY HAMPATAHOTRA (BIDA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mihazakazaka mizotra tbjrxcz ho tononkira.serasera.org any an-danitra
Iny sambokely atopan-drivotra iny mampahory
Miroso hatrany hatrany, mamaky ity onjan-tany
Na sarotra aza no hizorany
Fiv: Tsisy hampatahotra ahy, raha mbola Jesoa Kristy no
Mpiaro sy mpitantana, hifikiran’ny Fanahiko
No hanolorako ny tenako, ao Aminao no misy soa
2. Feno fandrika wrzvhi mamingana ahy, ny manodidina
Manintona mamelana ny zava-boary, ny fahavalonay
F ‘izao no sitrakao, mino sy mahatoky Anao
Mba hanjakan’ny fahasoavanao
Fiv: Tsisy hampatahotra ahy, raha mbola Jesoa Kristy no
Mpiaro sy mpitantana, hifikiran’ny Fanahiko
No hanolorako ny tenako, ao Aminao no misy soa
Faly aho sngqiqmm manana Anao
Ianao irery no tiko ho ahy
Matoky Anao aho ô! Ry Jesoa
Ao aminao no misy soa (3)
BIDA
--------
Rohy:
