TERAKA HOANTSIKA JESOA (BIDA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka ho an tsika Jesoa, tonga nofo hoy ny Ray
Fiv: Hoantsika tsiankanavaka, te ho any an-danitra
Tsisy tambiny ny ainy homeny
1- Fa andro sasak ‘alina, nisy tononkira.serasera.org kintana famantarana
Mazava rrwxrlg sy mamiratra, manambara ny Mesia
Mpanjaka ny Mpanjaka, Izy no anafaka
okfexkfu Teraka ho an tsika Jesoa, tonga nofo hoy ny Ray

xbrr 2- Ny anjely faly, mihoby sy mankalaza Anao ry ‘lay mpamonjy
Vahoaka maro mihira hoe: voninahitra ho Anao
Ry zanak’i Davida, asandratray Ianao
BIDA

--------
Link:
Comments
b200677
(
24/01/2018 14:11)
Salama tompoko!
Manana olana kely za eo amin'ny fampidirana ilay Hira nefa ny tonon-kira tafiditra soaman-tsara.
Manantena valiny tompoko azafady.
Misaotra indrindra

Shamqm91
(
24/01/2018 23:25)
Mbola miandry ny fanekeny mpandrindra ianao
Miandr ftoan fohy io d afak ho hita nao amzay