TONGA TETY AN-TANY (BIDA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tputj
1- Tonga tety an-tany Ianao,
Hoan’ireo mila hery, handio ny ao anatiny ao
Nanetry tena apehug ianao, hanantanteraka
Ilay tononkira.serasera.org tenin’ny Ray, haniraka lahy tokana
Hamonjy anao, hisolo Ahy
Fiv (2): Jesoa, no Anarany tsitoha, Jesoa (2)
2- Fony kely Ianao nampianatra,
Nahavory ireo mpino hivavaka, tao @ fiangonana
Nitory ny hafatra, nahagaga ny olona,
Ka nifanontany hoe: avy aiza no nahaizany
Ty zaza mkghp ity, teny soa toy izany

--------
Lien: