METEZA HANANTONA (BIDA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! o! o! o! o! o!
1- Ny harena ve, no hilofosanao
Hanampy anao hanao hanafoana ireo olanao
Tadiavina ny anio, ny ampitso asa na ahoana
Izay no heverina, fiadanana

2- Ny antsika kosa, ny hoe fiadanana
Miandrandra isan’andro ny fitiavan ‘Izy Ray
Izay no tsara indrindra hanafak ‘ireo fahotana
Mila tsy ho zakako, fa mavesatra

Tiko anie, ianao ho namako
Tiko anie, ianao hanana Azy
Fiv: Dia ho Sambatra tokoa, mihoatra izay heverinao
Meteza hanantona, fa handray anao Izy
O! o! o! o! o! o!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BIDA
Vangy : 928
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : b200677
Daty : 24/01/2018 14:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6897