TONGA TETY AN-TANY (BIDA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qczqpgkx
1- Tonga tety an-tany Ianao,
Hoan’ireo mila hery, handio ny ao anatiny ao
Nanetry tena ianao, hanantanteraka
Ilay tenin’ny Ray, haniraka lahy tokana
Hamonjy anao, hisolo Ahy
Fiv (2): Jesoa, no Anarany tsitoha, Jesoa (2)
2- Fony kely Ianao jlpxyu nampianatra,
Nahavory ireo mpino msqru hivavaka, tao @ fiangonana
Nitory ny hafatra, nahagaga ny olona,
Ka nifanontany hoe: tononkira.serasera.org avy aiza no nahaizany
Ty zaza ity, teny soa toy izany

--------
Link: