IZAY MANKATO (BIDA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa Andriamanitra, mpanoro sy mpananatra
Mahagaga amin’ny fisainana Izy
Ary mahatalanjona ny fahendreny
2- Tsy mba miavona hantonona
Raha misy olana, indrindra fa tojo ady sarotra
Ka be ny manahirana, antsoy aloha mora Izy
Fiv: Ao aminy avokoa, no hitoeran’ny soa
(Izay mankatoa, eoa! eoa!)
tononkira.serasera.org Miainoa ary mandrenesa,’izay no mankatoa
Na fahalalana, na fangejana no mety mahazo
edzsh (Izay mankatoa, eoa! eoa!)
Ny tenanao dia azony alana
3- Moa misy famonjena ve, ho an ‘ny olana sahirana
Mifindra manketsy sy eroa?
Very hevitra ny farany; mitady izay marina
4- Eny oa e! ry namako, tsy ho afaka am-bavako
Ny mieritreritra ty fiainantsika
Toa sarotra hita ny maha kristianina
Fiv: Ao aminy avokoa, htfs no hitoeran’…
Tsy mandry andro, alina ianao
Ity ny vahaolana omeko anao
Mitsangana dia eny izao
Ao ny Tompo miantso anao
nejb Fifaliana lehibe no hitsenany anao
BIDA

--------
Link: