IZAY MANKATO (BIDA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa Andriamanitra, mpanoro sy mpananatraMahagaga amin’ny fisainana Izy
Ary mahatalanjona ny fahendreny
2- Tsy mba miavona hantonona
Raha misy olana, indrindra fa tojo ady sarotra
Ka be ny manahirana, antsoy aloha mora Izy
Fiv: Ao aminy avokoa, no hitoeran’ny soa
(Izay mankatoa, eoa! eoa!)
Miainoa ary mandrenesa,’izay no mankatoa
Na fahalalana, na fangejana no mety mahazo
(Izay mankatoa, eoa! eoa!)
Ny tenanao dia azony alana
3- Moa misy famonjena ve, ho an ‘ny olana sahirana
Mifindra manketsy sy eroa?
Very hevitra ny farany; mitady izay marina
4- Eny oa e! ry namako, tsy ho afaka am-bavako
Ny mieritreritra ty fiainantsika
Toa sarotra hita ny maha kristianina
Fiv: Ao aminy avokoa, no hitoeran’…
Tsy mandry andro, alina ianao
Ity ny vahaolana omeko anao
Mitsangana dia eny izao
Ao ny Tompo miantso anao
Fifaliana lehibe no hitsenany anao
BIDA
--------
Lien: