IZAY MANKATO (BIDA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa Andriamanitra, mpanoro sy mpananatra
    Mahagaga amin’ny fisainana Izy
    Ary mahatalanjona ny fahendreny

2- Tsy mba miavona hantonona
     Raha misy olana, indrindra fa tojo pyxgu ady sarotra
       Ka be ny manahirana, antsoy aloha mora Izy

    Fiv: Ao aminy avokoa, no hitoeran’ny soa
            (Izay mankatoa, eoa! eoa!)
                 Miainoa ary mandrenesa,’izay no mankatoa
      fzgcdj            Na fahalalana, na fangejana no mety mahazo
                  (Izay mankatoa, eoa! eoa!)
                 Ny tenanao dia azony alana
  
3- Moa misy famonjena ve, ho an ‘ny olana sahirana
    Mifindra manketsy sy eroa?
    Very hevitra ny farany; mitady izay marina

4- Eny oa e! ry namako, tsy ho afaka am-bavako
    Ny mieritreritra ty fiainantsika
    Toa sarotra hita ny maha kristianina

    Fiv: Ao aminy avokoa, no hitoeran’…
                Tsy mandry andro, alina ianao
                 Ity ny vahaolana omeko anao
          ejvkkkkw        Mitsangana dia eny izao
    tononkira.serasera.org             Ao ny Tompo miantso anao
                Fifaliana lehibe no hitsenany anao

BIDA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BIDA
Vangy : 1407
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : b200677
Daty : 24/01/2018 16:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357