SAMBATRA IANAO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ianao raha nahay nanadino
Ireo andro nkukvq efa lasa navalon’ny taona
Sambatra rjdhctc ianao fa tonga tsy nino
Ny dina izay nisy tononkira.serasera.org ka dia afa-tsaona
Sambatra ianao fa toa tsy nahatsiahy
Ireo dinam-pitia nifanaovantsika
Niserana ihany ny vetsom-panahy
Irony hafanana dia toa nangatsiaka
Ny dgpxw lalanareo no tsarotsaroana
Ny alokareo tsy hay adinoina
Ny anay irony lasa toa vao aninkeo
Handrasakofaty vao maika tsaroana
Ireo andro nkukvq efa lasa navalon’ny taona
Sambatra rjdhctc ianao fa tonga tsy nino
Ny dina izay nisy tononkira.serasera.org ka dia afa-tsaona
Sambatra ianao fa toa tsy nahatsiahy
Ireo dinam-pitia nifanaovantsika
Niserana ihany ny vetsom-panahy
Irony hafanana dia toa nangatsiaka
Ny dgpxw lalanareo no tsarotsaroana
Ny alokareo tsy hay adinoina
Ny anay irony lasa toa vao aninkeo
Handrasakofaty vao maika tsaroana
--------
Rohy:
